Teny iditra aboroaka (boroaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroany tany amin' ny sofiny havanana ny lefona natsatony tao amin' ny sofiny havia [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of the instrument employed in making a hole [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   à faire sortir par [Abinal 1888]
Ny bikany  
aboroaka
aboroako
aboroakao
aboroany
aboroatsika
aboroakay
aboroakareo
aboroak'
aboroa-
naboroaka
naboroako
naboroakao
naboroany
naboroatsika
naboroakay
naboroakareo
naboroak'
naboroa-
haboroaka
haboroako
haboroakao
haboroany
haboroatsika
haboroakay
haboroakareo
haboroak'
haboroa-
aboroahy

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/28