Teny iditra abosina (abosy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   vokisana hanao zavatra; angolena; risihina: Saingy miaraka amin' ialahy miantsena ny zanak' andriana, ka abosin' ialahy haka ny zavatr' olona (T.A. II, tak.878) [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
abosina
abosiko
abosinao
abosiny
abosintsika
abosinay
abosinareo
nabosina
nabosiko
nabosinao
nabosiny
nabosintsika
nabosinay
nabosinareo
habosina
habosiko
habosinao
habosiny
habosintsika
habosinay
habosinareo
abosio
Fifanahafana   abonina ~ ambosiana

Nohavaozina tamin' ny 2010/08/24