Teny iditra aby
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   avy, rehetra [Antemoro, Bara, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   rehetra [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra Izao abiaby izao: Izao tontolo izao) [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   manontolo, rehetra: Enteko ho ahy aby vao ty raha toy, [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   teny fahita indrindra amin' ny fitenimpa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   All, the whole, every one, each. See avy. The letter b frequently takes the place of v in the provinces. [Provincial] [Richardson 1885]
   all [Provincial] [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Mot venant des provinces; peu usité en hova, et employé dans le sens de rehetra, avy, tous: Tonga izy aby (Ils sont tous arrivés) ~ Andriana aby (Tous sont nobles) [Abinal 1888]
   jiaby [Tankarana] [David 1952 (takila J)]
   tous [Provincial] [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   abiaby
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra Aby
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Abi [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Abiyya [Baiboly]
Ohatra   Ary ny anaran-dreniny dia Aby, zanakavavin'i Zakaria. [Baiboly: 12:018:002/2 Mpanjaka 18:2..]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10