Teny iditra adabo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp. [Richardson 1885]
  [Sakalava] a large tree [Richardson 1885]
 a large tree of the fig family (south and west) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits [Abinal 1888]
 espèce de figuier (sud et ouest) [Hallanger 1974]
  [Sakalava] Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ficus cocculifolia
Mpanahaka  adabobe ~ adabolahy ~ adabonolona ~ adabonomby ~ adabovavy
Ohatra 
1ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy [Callet: Tantara, takila 846]
2Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 263]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny adabo ity (11)
Adabo
Adabofolo
Adabomahebo
  Adabomaro
Adaboroa
Adabotelo
  Adabozato
Ambodiadabo
Beadabo
  Maroadabo
Maroadabokely

Teny iditra adabo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy, Taimoro, Taisaka] amponga [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra Adabo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany adabo

2017/09/03