Teny iditra adabolahy (adabo, lahy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan' adabo kelikely voa fa mani-pofona, nefa mankaleo raha ihinanana be loatra, sady mampivalan-dra (ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   espèce de figuier à petits fruits ronds [Abinal 1888]
Anarana siantifika   Ficus cocculifolia sakalavarum
Voambolana  
Fifanahafana   adabo ~ adabobe ~ adabonolona ~ adabonomby ~ adabovavy

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/10