Teny iditra adabovavy (adabo, vavy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan' adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon' ny olona fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   C’est l’Adabobe [Abinal 1888]
Anarana siantifika   Ficus cocculifolia sakalavarum
Voambolana  
Fifanahafana   adabo ~ adabobe ~ adabonolona ~ adabonomby ~ adabolahy

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/10