Teny iditra adaladala (adala)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   enti-milaza olona kely saina, tsy misy l [...]
Mitovy hevitra: baibo ~ fondrana ~ kaondrana ~ kidramadrama ~ manangan-tsampona ~ manasatsasaka ~ manondrana ~ mirendrirendry ~ misy kely ~ mitandrantandrana ~ mitanendrinendrina ~ mitondrantondrana ~ mitondrendrena ~ mitondrintondrina ~ nahafahana ~ ondranondranana ~ tangoarara ~ toraiky ~ tsy tohinina ~ vendrana ~ zanakalo [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   étourdi, un peu fou [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   insolent [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1Toa adaladala no fihevitr' izay nanontaniako ahy! [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Tahaka ny adaladala indray ny olona nahita izany rehetra izany. [Andraina: Mitaraina, takila 195]
3fa be adaladala ny olona taloha, tsy mba tahaka ny hendry ankehitriny. [Callet: Tantara, takila 1017]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/05/07