Teny iditra adala manara-bolana (adala, araka, volana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rahefa tsinana ny volana no mihetsika ny hadalany [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qui est toujours sot, imbécile, lunatique [Abinal 1888]
 C' est un fou qui suit la lune. Se disait des lunatiques [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31