Teny iditra adalo be ranomaso
Singan-teny adalo ; be ; ranomaso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le destin des pleurs [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01