Teny iditra Adama
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [Randzavola: Baiboly]
Dikanteny anglisy   Adam [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Adam [Baiboly]
Voambolana  
Teny nalaina  

Teny iditra Adamà
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [Randzavola: Baiboly]
Dikanteny anglisy   Admah [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Adma [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Adma
Teny nalaina  

Teny iditra Adama
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [Randzavola: Baiboly]
Dikanteny anglisy   Adam [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Adâm [Baiboly]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Adoma
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/14