Teny iditra adana
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra
Mitovy hevitra: anoka ~ danoka ~ daresaka ~ darona ~ fandriam-pahalemana ~ fandrian-tsaina ~ fioronoronana ~ firaondraonana ~ firoandroanana ~ fisomararetra ~ hafinaretana ~ hasambarana ~ havotsana ~ havozavozana ~ oronorona ~ raondraona ~ roandroana ~ tanesaka ~ tsy fananana horohoro ~ tsy fananana tahotra am-po ~ tsy fitebitebena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [Richardson 1885]
 slowness; hence, peace, happiness [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay lenteur [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 Etat paisible, prospérité [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 démarche grave, abondance, paix [Abinal 1888]
 tranquillité, bonheur [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny adana ity (1): Ambohimiadana

Teny iditra Adana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
 Adana, Adona: [Baiboly]
Famaritana anglisy Addan [Baiboly]
Famaritana frantsay Addân [Baiboly]
Ohatra Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [Baiboly: 15:002:059/Ezra 2:59..]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2015/09/07