Teny iditra adaraboka (daraboka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of anything thrown down violently [Richardson 1885]
Ny bikany  
adaraboka
adaraboko
adarabokao
adarabony
adarabotsika
adarabokay
adarabokareo
adarabok'
adarabo-
nadaraboka
nadaraboko
nadarabokao
nadarabony
nadarabotsika
nadarabokay
nadarabokareo
nadarabok'
nadarabo-
hadaraboka
hadaraboko
hadarabokao
hadarabony
hadarabotsika
hadarabokay
hadarabokareo
hadarabok'
hadarabo-
adarabohy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14