Teny iditra adaroboka (daroboka (roboka))
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   A précipiter en bas ou dans l’eau: Nadarobony tao anaty rano ny namany dia lasa nandositra izy (Il a précipité son camarade dans l’eau et s’est enfui aussitôt) [Abinal 1888]
Ny bikany  
adaroboka
adaroboko
adarobokao
adarobony
adarobotsika
adarobokay
adarobokareo
adarobok'
adarobo-
nadaroboka
nadaroboko
nadarobokao
nadarobony
nadarobotsika
nadarobokay
nadarobokareo
nadarobok'
nadarobo-
hadaroboka
hadaroboko
hadarobokao
hadarobony
hadarobotsika
hadarobokay
hadarobokareo
hadarobok'
hadarobo-
adarobohy

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/27