Teny iditra adaroka (daroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mandaroka, mikapoka, mively; avely, atonta: Ity kanonta ity adaroka an' io alika io mba mitady hanaikitra anao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on frappe [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adaroka, adaroko, adarokao, adarony, adarotsika, adarokay, adarokareo, adarok', adaro-
Ny lasa : nadaroka, nadaroko, nadarokao, nadarony, nadarotsika, nadarokay, nadarokareo, nadarok', nadaro-
Ny hoavy : hadaroka, hadaroko, hadarokao, hadarony, hadarotsika, hadarokay, hadarokareo, hadarok', hadaro-
Filaza mandidy : adarofy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05