Teny iditra adiady (ady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: tsy ilaozan' adiady ireo mpianatra ireo [Rajemisa 1985]
Ohatra Fo mamelovelon'ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin'izy mianadahy avy [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31