Teny iditra adify (dify)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asiana dify, karazana jongy fanao amin' ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy
¶ Asaina miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Adifio izy sao mahita an-dreniny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of the hair plaited in the above manner, or of something turned aside [Richardson 1885]
Ny bikany  
adify
adifiko
adifinao
adifiny
adifintsika
adifinay
adifinareo
adifin'
adifin-
adifim-
nadify
nadifiko
nadifinao
nadifiny
nadifintsika
nadifinay
nadifinareo
nadifin'
nadifin-
nadifim-
hadify
hadifiko
hadifinao
hadifiny
hadifintsika
hadifinay
hadifinareo
hadifin'
hadifin-
hadifim-
adifio

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14