Teny iditra adiheloka (ady, heloka)
Sokajin-teny   anarana
Ohatra   Manan-kery io tsy fanamelohana io mandritra ny fe-potoana voatondro hiasany, amin’ny adiheloka bevava sy adiheloka tsotra, afa-tsy raha tratra am-bodiomby izy [ ]
Ny bikany  
adiheloka
adiheloko
adihelokao
adihelony
adihelotsika
adihelokay
adihelokareo
adihelok'
adihelo-
adiheloky
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/20