Teny iditra adiji
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà-sefo amboniny sy ny serizà-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître tsotra amin' ny tafika an-dranomasina [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: adjudant.

Nohavaozina tamin' ny 2014/05/29