Teny iditra adijida-sefo
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: adjudant-chef.

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/07