Teny iditra adikasajy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Laharan-tsikidy faharoa ambin' ny folo amin' ny sikidy alanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   The name of a certain column in the arrangement of the sikidy [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   nom d'une rangée de sikidy [Abinal 1888]
Fifanahafana   sikidy

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/13