Teny iditra adilotra (dilotra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Akasoka, akitroka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to creak. Used of that which is used in rubbing so as to be made to creak [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   avec quoi on frictionne, on frotte [Abinal 1888]
Ny bikany  
adilotra
adilotro
adilotrao
adilony
adilotsika
adilotray
adilotrareo
adilotr'
adilo-
adilotry
nadilotra
nadilotro
nadilotrao
nadilony
nadilotsika
nadilotray
nadilotrareo
nadilotr'
nadilo-
nadilotry
hadilotra
hadilotro
hadilotrao
hadilony
hadilotsika
hadilotray
hadilotrareo
hadilotr'
hadilo-
hadilotry
adilory

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08