Teny iditra adim-behivavy (ady, vavy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   adin' izay ny vava no mandray anjara betsaka; kitozan-teny lava tarozaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23