Teny iditra adimby (dimby)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asolo: Ny zanany lahimatoa no nadimby azy. Mividiana tsofa vaovao hadimby an' itỳ [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy used of that which takes the place of or succeeds something else [Richardson 1885]
Endriteny 
adimby
adimbiko
adimbinao
adimbiny
adimbintsika
adimbinay
adimbinareo
adimbin'
adimbin-
adimbim-
nadimby
nadimbiko
nadimbinao
nadimbiny
nadimbintsika
nadimbinay
nadimbinareo
nadimbin'
nadimbin-
nadimbim-
hadimby
hadimbiko
hadimbinao
hadimbiny
hadimbintsika
hadimbinay
hadimbinareo
hadimbin'
hadimbin-
hadimbim-
adimbaso

2010/05/14