Teny iditra adim-piainana (ady, aina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Ohatra  
1Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 212]
2Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. [Bouchet: Ile meurtrie]
Ny bikany  
adimpiainana
adimpiainako
adimpiainanao
adimpiainany
adimpiainantsika
adimpiainanay
adimpiainanareo
adimpiainan'
adimpiainan-
adimpiainam-
adimpiaina-
nadimpiainana
nadimpiainako
nadimpiainanao
nadimpiainany
nadimpiainantsika
nadimpiainanay
nadimpiainanareo
nadimpiainan'
nadimpiainan-
nadimpiainam-
nadimpiaina-
hadimpiainana
hadimpiainako
hadimpiainanao
hadimpiainany
hadimpiainantsika
hadimpiainanay
hadimpiainanareo
hadimpiainan'
hadimpiainan-
hadimpiainam-
hadimpiaina-

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/29