Teny iditra adina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanontaniana: Tia adinadina koa iny R [...]
¶ Avina, antsafa, ontany, tanitany
¶ Famotopotorana, famakafakana: Raha la [...]
Mitovy hevitra: faka ~ fakafaka ~ fotopototra ~ hadihady ~ karoka ~ karokaroka. ~ savasava ~ sikotra ~ taratara [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [Richardson 1885]
   a question, an examination [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   question, examen [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   information [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  
Ny bikany  
adina
adiko
adinao
adiny
adintsika
adinay
adinareo
adin'
adin-
adim-
adi-
Fitovian-keviteny   adinadina
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra adiña
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   mady

Teny iditra Adina
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Adina [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Adîn [Baiboly]
Ohatra   ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [Baiboly: 16:007:020/Nehemia 7:20..]
Voambolana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07