Teny iditra adinadina (adina)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   adina [Richardson 1885]
Famaritana malagasy   famotopotorana,famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [Akademia 2005]
Dikanteny frantsay   (duplicatif fréquentatif) [Abinal 1888]
Ohatra   I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [Andraina: I Vola, takila 114]

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/14