Teny iditra | adingana (dingana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ahoatra, adika: Aza adingana ny lohan-drainao ny sahafa, anaka [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that which is made to overstep [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | adingana, angidana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |