Teny iditra adin-tsaranga (ady, ranga)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   tolona ataon'ireo tsy manana fitaovana famokarana mba hialana amin'ny fitsentsefana sy fangejana mianjady aminy [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   lutte de classes [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/01/28