Teny iditra adirafitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanambarana singan-javatra roa na maromaro
¶ adirafitra andahiny roa: adirafitra misy lahiny roa ny andahiny
¶ adirafitra andahy sy ambavy tsy tanteraka: adirafitra misy lavaka tsy tanteraka hatramin'ny farany ny ambaviny
¶ adirafitra aniditra: fanambarana singa roa misy lahiny sy lavaka mifampiditra
¶ adirafitra aniditra misy soroka: adirafitra afaka mifampiditra manana andahiny misy soroka
¶ adirafitra anoroka: adirafitra mifampitohoka
¶ adirafitra dimbana ila: adirafitra miala ilatsy mifanasaka
¶ adirafitra lanimbokovoko: adirafitra miendrika litera T
¶ adirafitra mielana: adirafitra malalaka mora ampifampitsofohana
¶ adirafitra mirambon-tsidintsidina: manana lahiny miendrika rabon-tsidintsidina
¶ adirafitra raikitra: adirafitra tsy afaka mivaha
¶ adirafitra tohilany: adirafitra tohitendro
¶ adirafitra vokovoko: adirafitra miendrika vokovoko [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   assemblage, montage
¶ adirafitra andahiny roa: montage à double tenon
¶ adirafitra andahy sy ambavy tsy tanteraka: assemblage, montage à tenon et mortaise arrêtés
¶ adirafitra andahy tsy miharatra: assemblage, montage à tenon vif. [Voambolana: Haitao]
¶ adirafitra aniditra: assemblage, montage à tenon et mortaise
¶ adirafitra aniditra misy soroka: assemblage à tenon et mortaise avec épaulement
¶ adirafitra anoroka: assemblage, montage à plat joint
¶ adirafitra dimbana ila: assemblage, montage à entaille
¶ adirafitra lanimbokovoko: assemblage, montage en Té
¶ adirafitra mielana: assemblage, montage avec jeu
¶ adirafitra mihizina: assemblage, montage serré, avec serrage
¶ adirafitra miraika 60°: assemblage incliné à 60°
¶ adirafitra mirambon-tsidintsidina: assemblage, montage en queue d'aronde
¶ adirafitra misokatra ila: assemblage, montage à mi-fer
¶ adirafitra raikitra: assemblage, montage fixe
¶ adirafitra tohilany: assemblage, montage à enture
¶ adirafitra vokovoko: assemblage, montage en croix [SLP: Voambolana]
Fifanahafana   ady rafitra

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/14