Teny iditra adiresy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanondroana ny toerana onenan' ny olona iray: Aza fady indrindra mba lazao ahy kely ny adiresin-drainao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   adresse [SLP: Voambolana]
Endriteny  
adiresy
adiresiko
adiresinao
adiresiny
adiresintsika
adiresinay
adiresinareo
adiresin'
adiresin-
adiresim-
Ny fihaviany   Frantsay: adresse.

2013/12/05