Teny iditra adiridiry (diridiry (diry))
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of that which is stretched or made to be tense [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   À tendre, qu'on tend [Abinal 1888]
Ny bikany  
adiridiry
adiridiriko
adiridirinao
adiridiriny
adiridirintsika
adiridirinay
adiridirinareo
adiridirin'
adiridirin-
adiridirim-
nadiridiry
nadiridiriko
nadiridirinao
nadiridiriny
nadiridirintsika
nadiridirinay
nadiridirinareo
nadiridirin'
nadiridirin-
nadiridirim-
hadiridiry
hadiridiriko
hadiridirinao
hadiridiriny
hadiridirintsika
hadiridirinay
hadiridirinareo
hadiridirin'
hadiridirin-
hadiridirim-
adiridirio
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/06/26