Teny iditra adisaona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] hihy, akanjo-nify [Rakotosaona 1972]
   Ny hihi-nify amin' ny fara valanorano. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the extremities of the gums, where the molars are situated. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   Les extrémités des mâchoires [Abinal 1888]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

2013/09/08