Teny iditra aditsimay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran' ny laharan-tsikidy fahenina amin' ny sikidy alanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the name of a certain column in the arrangement of the sikidy. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Nom d'une rangée de Sikidy [Abinal 1888]
Mpanahaka  sikidy

2013/09/08