Teny iditra adivarotra (ady, varotra)
Sokajin-teny   anarana
Ohatra  
1Fa ny vidin' ny omby sy ny hafaingan' ny adivarotra no nanaitra ahy. [Andraina: I Vola, takila 131]
2Tsy misy tombany, tsy misy adivarotra fa haingakaingana ery ny fifanolorana vola sy ny fanomezana entana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 56]
Ny bikany  
adivarotra
adivarotro
adivarotrao
adivarony
adivarotsika
adivarotray
adivarotrareo
adivarotr'
adivaro-
adivarotry
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/14