Teny iditra adokadoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Avonavona aseho amin' ny fihetsiky ny loha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Hauteur, fierté; recherche dans le port, la démarche, la parole [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20