Teny iditra adonadona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena
Mitovy hevitra: fieboeboana ~ lanjalanja loha ~ rehareha [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Orgueil, mépris [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
adonadona
adonadoko
adonadonao
adonadony
adonadontsika
adonadonay
adonadonareo
adonadon'
adonadon-
adonadom-
adonado-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31