Teny iditra adonadonana (adonadona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Esoina, tsiratsiraina, vingavingaina [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
adonadonana
adonadonako
adonadonanao
adonadonany
adonadonantsika
adonadonanay
adonadonanareo
nadonadonana
nadonadonako
nadonadonanao
nadonadonany
nadonadonantsika
nadonadonanay
nadonadonanareo
hadonadonana
hadonadonako
hadonadonanao
hadonadonany
hadonadonantsika
hadonadonanay
hadonadonanareo
adonadony

Nohavaozina tamin' ny 2010/04/28