Teny iditra adraiko (draiko)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asaina midraiko, asaina mandeha mijaikojaiko: Adraikony erỳ ny tongony rehefa mandeha, mova tsy irony zaza be parasy fahiny irony [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
adraiko
adraikoko
adraikonao
adraikony
adraikontsika
adraikonay
adraikonareo
adraikon'
adraikon-
adraikom-
nadraiko
nadraikoko
nadraikonao
nadraikony
nadraikontsika
nadraikonay
nadraikonareo
nadraikon'
nadraikon-
nadraikom-
hadraiko
hadraikoko
hadraikonao
hadraikony
hadraikontsika
hadraikonay
hadraikonareo
hadraikon'
hadraikon-
hadraikom-
adraikoy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14