Teny iditra adrao
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] karazan-jaboady [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] kary [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra adrao (adra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao adraina [fitanisana]

Teny iditra adrào
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana frantsay fi ! fi donc ! [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra aisy ~ aoe ~ adra ~ editay ~ eisy ~ isitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31