Teny iditra adrisa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a species of locust, the female of the aketa. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Sauterelle, la femelle de l'Aketa [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa [3.1]
Ohatra  
1ataonao ho adrisa saraky ny namany [Fox: Hainteny, laharana 186]
2Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 107]
Voambolana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   valala

Nohavaozina tamin' ny 2014/02/03