Teny iditra adroadro
Sokajin-teny   anarana
Ohatra   Ny avalinao izany dia fihomehezana sy adroadro. [Andraina: I Vola, takila 85]
Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 39]
Ny bikany  
adroadro
adroadroko
adroadronao
adroadrony
adroadrontsika
adroadronay
adroadronareo
adroadron'
adroadron-
adroadrom-

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/02