Teny iditra ady am-panarahana (ady, araka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ady ahitana ny resy manarina ady, ny mah [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [fanarahana, rel. noun from manaraka to follow, root araka.] A fight or quarrel not entered into before others, or in presence of witnesses, but taken up in secret. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07