Teny iditra ady an-trano (ady, trano)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fifamelezan' ny samy iray firenena na iray fianakaviana [Rajemisa 1985]
   ady mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray ka mampifanandrina antokon'olona roa na maromaro [SLP: Voambolana]
Famaritana anglisy   [trano, a house.] Civil war; legal disputes between members of the same tribe or household. Pronounced ady an-drano. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   guerre civile [SLP: Voambolana]
Ohatra   be ny ady an-trano taloha (les guerres civiles étaient fréquentes autrefois) [Abinal 1888]

2015/04/15