Teny iditra ady antsanga (ady, antsanga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy adin' ny samy mahery am-bava, ny samy vavàna [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [antsanga, a heap of sand or earth thrown up by a torrent.] Wrangling; noisy, trifling, and unmeaning contention; angry bickerings that lead to no charges in law. [Richardson 1885]
Teny mitovy hevitra ady an-tsena

2010/02/11