Teny iditra ady an-tsena (ady, tsena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy adin' ny samy mahery am-bava, ny samy vavàna [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra ady antsanga

2009/11/10