Teny iditra ady fady (ady, fady)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tombotomboka atao olona tsy mifankaheny izay ampangaina ho misakaiza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31