Teny iditra ady fom-pananana (ady, fo, anana)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ady atao mba hahazoana tombony amin' ny zara lova [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [fo, the heart, fananana, root anana, possessions.] Eagerness to get more than an equal share; dispute to get some additional advantage; fierce litigation about property. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07