Teny iditra |
ady hevitra
|
Singan-teny | ady ; hevitra |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Ady ifandresena lahatra; fiaraha-mikaroka ny marina amin' ny alalan' ny hevitra ampiadina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Discussion, dispute [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Discussion [1.3, 1.5]
|
| [ adihevitra ] Discussion: Adihevitra mampisongadina ny ... (Discussion mettant en relief le ...) [1.13]
|
Ohatra | Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny.
[2.472]
|
Kamban-teny |
|
|