Teny iditra ady sahala (ady, sahala)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ady tsy misy resy, tsy misy maharesy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   A battle or quarrel in which the parties are equally matched, no advantage accruing to either. ady mira, ady mitovy, ady samby etsaka, are also used in the provinces. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   combat égal, match nul [Rajaonarimanana 1995]
Fitovian-keviteny   ady mira ~ ady mitovy ~ ady samby etsaka

2014/01/28