Teny iditra ady saritaka (ady, saritaka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ady mikorontana, mifanjevo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   combat dans la confusion [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy. [Andraina: Mitaraina, takila 114]
Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 157]

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/03